Teny iditra | soa aman-tsara | ||
Singan-teny | soa ; amana ; tsara | ||
Sokajin-teny | kambanteny | ||
Fanazavàna teny malagasy | Amim-panambinana, tsy nisy loza na voina [1.1] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Formule usitée pour remercier, pour souhaiter quelque chose [1.3] | ||
Tovy hevitra | soamantsara | ||
Kamban-teny |
| ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/21 |