Teny iditra soak > soaka
Sokajin-teny   mpamaritra
Famaritana malagasy   Mitovitovy, mifandraidraika, teny fampiasa hilazana ny laharan-tsikidy [Rajemisa 1985]

Teny iditra soak > soaka
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Solo na mpanampy, mpandimby toerana [Rajemisa 1985]
Sampanteny  

soak   
mamonto
to soak, to wet [Hallanger 1973]
manakotsa
to soak, to wet thoroughly [Hallanger 1973]
manampoka
to soak, to steep. [Richardson 1885]
manditsaka
to drench, to soak [Richardson 1885]
mandòna
to soak [Hallanger 1973]