Teny iditra soaka
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Mitovitovy, mifandraidraika, teny fampiasa hilazana ny laharan-tsikidy [Rajemisa 1985]

Teny iditra soaka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Solo na mpanampy, mpandimby toerana [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

2012/09/27