Teny iditra soa mahafiadana (soa, adana)
Sokajin-teny fomba fiteny
Famaritana malagasy rehefa mamangy an-kasoavana, indrindra ny teraka, tsy azo omen-tsiny izay tsy mirotoroto fa tonga somary lavidavitra any aoriana aza [Rajemisa 1985]
Teny mitovy hevitra soa mampiadana

Nohavaozina tamin' ny 2011/10/25