Teny iditra soa mampiadana
Singan-teny soa ; mampiadana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Rehefa mamangy an-kasoavana, indrindra ny teraka, tsy azo omen-tsiny izay tsy mirotoroto fa tonga somary lavidavitra any aoriana aza [1.1]
Tovy hevitra soa mahafiadana

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/21