Teny iditra soamantsara
Singan-teny soa ; amana ; tsara
Sokajin-teny mpamaritra
Ohatra 
1Hotahin'Andriamanitra anie ianareo, ho tonga soamantsara any amin'ny tany halehanareo! [2.298]
2Izaho tany amy ny tany lavitra tonga soamantsara; [2.59]
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/25