Teny iditra soavaly
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Biby lehibe tsara bika ampiasaina hatao fitaingina na mpitarika kalesy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a horse [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay cheval [Rajemisa: Vakoka, Hallanger 1974]
Voambolana 
Sampanteny 
Ny fihaviany Frantsay: cheval.
Ohatra Nanaiky azy fatratra ilay soavaly tokana atahorany isan' andro vaky. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 163]
Teny nalaina 
Lahatsoratra 

2019/12/12