Teny iditra | soava tsarà | |||
Singan-teny | soava ; tsarà | |||
Sokajin-teny | kambanteny | |||
Fanazavàna teny malagasy | Firarian-tsoa fanao raha mifanao veloma [1.1] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Formule usitée pour bénir, pour remercier: soyez heureux, prospérez [1.3] | |||
Ohatra | Dia veloma soava tsara ho tahin' Andriamanitra hianareo
[2.59] | |||
Kamban-teny |
| |||
Fivaditsoratra | soava tsarà, voasasatra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20 |