Teny iditra soba
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Taisaka] sampona [Rakotosaona 1972]

Teny iditra soba
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Sakalava] Soratr' omby tokam-bolo fa fotsy ny lohany sy ny siranandony [Rajemisa 1985]
  [Sihanaka] omby fotsy loha sy kibo, olona sola na tsy be [Rakotosaona 1972]
Mpanahaka  Soratr'omby

2009/02/23