Teny iditra sobiky
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Harona makadiry: Voankazo iray sobiky [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a basket [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay panier [Hallanger 1974]
Tsipelina hafa 
Ohatra 
1Sobika iray mikombom-bava mifatotra amin' ny bao no maiva-mavesatra eny an-damosiny. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 8]
2Natao tsy hitan' ny olona izany, gony sy sobika aza no nitaomana azy. [Andraina: Mitaraina, takila 126]
Teny nalaina 
Lahatsoratra 

2019/12/12