Teny iditra sobilaka (bilaka)
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Tsy mahitsy, mivaona, ary tsy mifanandrify; mivilana, mivilavila.
Mitovy hevitra: sovilaka [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay de travers, tordu, qui dévie, déchiré [Abinal 1888]
Sampanteny 
Teny mitovy hevitra sabilaka

2013/05/09