Teny iditra sodina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazan-javamaneno tsofina, vita amin' ny volotsangana lavalava marotsaka, misy loadoaka; ireo loadoaka ireo no ivoahan' ny rivotra ka manome feo samihafa rehefa ampifandimbiasina tsindriana amin' ny tendron-drantsantanana
¶ maro ny anarana iantsoana ny sodina eto amin' ny Nosy: soly, sody, kitsody, antsody, kiatsody, antsodina, sobaba [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy a flute [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay flûte [Hallanger 1974]
Voambolana 
Ohatra Ny fidobodoboky ny amponga sy feon-tsodina no manampy izany any ivelany. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 90]
Teny nalaina 
Lahatsoratra 

Teny iditra sodina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Betsileo, Merina, Tanala] Nom donné aux arbres et arbustes dont les rameaux se prêtent bien à faire des sortes de flûte champêtre ou pipeau. [Boiteau 1997]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2021/09/30