Teny iditra sododoka (dodoka)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Maika, dodona: Sododoka handeha erỳ izy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Pressé, qui a hâte de... [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20