Teny iditra sodoka
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana frantsay Voafitaka noho ny toe-javatra miseho ho toy izao na toy izao, noho ny fisehoana ivelany, noho ny resaka tsara lahatra ka nandiso fanantenana: Sodokan' ny fampanantenan' ny namany izy ka tsy namototra firy [Abinal 1888]
Famaritana malagasy induit en erreur, trompé par de fausses apparences, par de fausses suppositions, par de vaines espérances [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Endriteny 
sodoka
sodokan'
sodokan-
Ohatra Efa nandeha an-jamba aho satria tsy nisaina fa sodoka. [Randriamiadanarivo: Sikajy]

2019/04/17