Teny iditra sofina
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Organa andrenesan' ny olona sy ny biby ny karazam-peo rehetra, amin' ny alalan' ny sampan-kozatra kiritika kely manemitra ny aty sofina [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy the ear [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay l'oreille [Hallanger 1974]
Voambolana 
Sampanteny 
Endriteny 
sofina
sofiko
sofinao
sofiny
sofintsika
sofinay
sofinareo
sofin'
sofin-
sofim-
sofi-
-tsofina
-tsofiko
-tsofinao
-tsofiny
-tsofintsika
-tsofinay
-tsofinareo
-tsofin'
-tsofin-
-tsofim-
-tsofi-
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1ny fidoboky ny feo ao an-tratrany no tohofany sofina. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 14]
2roritra sofina, kapoka fitsipika, latsa. [Andraina: Mitaraina, takila 59]
Teny nalaina 
Lahatsoratra 

2017/06/29