Teny iditra soga
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazan-damba vita amin' ny landihazo [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy unbleached muslin fabric [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay tissu de coton écru [Hallanger 1974]
Voambolana 
Ohatra 
1Tsy soga io Ragova a ! Tsy soga io, fa minoa ahy ianao. [Andraina: Mitaraina, takila 120]
2Malabary mitsoriadriaka maitso sy soga roa sosona araka ny maha tambanivohidahy azy no misampina eny an-tsoriny. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 8]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31