Teny iditra sohihy
Sokajin-teny   anarana
Dikanteny frantsay   sucrier ou nectarinie [Rajemisa: Vakoka]
Voambolana  

Teny iditra sohihy
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Anaran-kazo misy dity anaovana ny botry [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   a tree whose wood the Sakalava use in house-building [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   Potameia thouarsii Capuron (Lauracées) [Tandroy] [Boiteau: Végétaux takila III:333]
   Adianta microcephala Hiern (Rubiacées)
¶ Acridocarpus excelsus A. Jussieu (Malpighiacées)
¶ Protorhus deflexa Perrier de la Bathie (Anacardiacées) [Sakalava] [Boiteau: Végétaux takila III:333]
   Manilkara sohihy Auberville (Sapotacées) [Tanosy] [Boiteau: Végétaux takila III:333]
Anarana siantifika   Potameia thouarsii, Adianta microcephala, Acridocarpus excelsus, Protorhus deflexa, Manilkara sohihy
Voambolana  

Nohavaozina tamin' ny 2015/09/25