Teny iditra soka
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Tanosy] loko [Rakotosaona 1972]
 Fanatsobohana ao anaty rano, toy ny fandokoana ny lamba na fanofenana ny vy avy notefena
¶ Ranon-doko mainty, loko mainty: Lopotra tsara soka. [Rajemisa 1985]
 ranon-doko [SLP 1986]
Famaritana frantsay teinture [SLP 1986]
Sampanteny 

2012/09/27