Teny iditra sokafana (sokatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Fanazavàna teny malagasy Alana sarona: Sokafy ny vata hakako ny akanjoko
¶ Avala hitanatana (vava), hihiratra (maso), hivelatra (boky)...: Sokafana ny vava rehefamihinana
¶ Avala handehanana: Lalana vao nosokafana ity [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy to be opened [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay qu'on ouvre [Hallanger 1974]
Haiendriteny 
sokafana
sokafako
sokafanao
sokafany
sokafantsika
sokafanay
sokafanareo
sokafan'
sokafan-
sokafam-
sokafa-
nosokafana
nosokafako
nosokafanao
nosokafany
nosokafantsika
nosokafanay
nosokafanareo
nosokafan'
nosokafan-
nosokafam-
nosokafa-
hosokafana
hosokafako
hosokafanao
hosokafany
hosokafantsika
hosokafanay
hosokafanareo
hosokafan'
hosokafan-
hosokafam-
hosokafa-
sokafy
Ohatra Nosokafany ao amin'ny andro sy ny volana ka nasiany izao soratra izao: [Rajohanesa: Kintana]
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31