Teny iditra sokàka (kaka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy (rafitra) Tsy miady tsara fa misokatra ny zorony
(olona kidaladala) Mitanatana vava raha mahita zavatra mahavariana azy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Disjoint, mal ajusté, dont les joints bâillent
Figuré: qui regarde la bouche béante, simple, imbécile [1.3]
Sampanteny 
 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20