Teny iditra sokera
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fiasan' ny mpandrafitra sy ny mpanao sary, izay ahazoany sy anipihany ny efa-joro marina
¶ Fanodidinana toerana na tanàna
¶ Trano mibikana sokera, izany hoe misy tohiny mitsivalana. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a carpenter's square [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay équerre de charpentier [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Ny fihaviany Anglisy: square.
Kamban-teny, lohateny, anarana 

2012/09/27