Teny iditra soketa
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tsiny tsy ara-drariny; endrikendrika atao; adidy, fondro: Mahazo soketa eo ianao fa aleo miala. [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy censure [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay blâme, censure [Hallanger 1974]
Voambolana 
Sampanteny 
Mpitovy hevitra adidy ~ fondro ~ tsiny

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31