Teny iditra sokitra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Asa rafitra atao amin' ny fandraka
¶ Fanaovana sary amin' ny hazo na vato
¶ Ny lavaka eny amin' ny endrika avy amin' ny aretina nendra sitrana
¶ Fakana zavatra mihantona amin' ny hazo marani-doha lavalava
¶ Fanesorana ny kaka amin' ny nify na ny loto ao anaty sofina. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy engraving, carving [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay gravure, inscription [Hallanger 1974]
Voambolana 
Sampanteny 

2012/09/27