Teny iditra | sokona | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Hazo fisaka fantsihana amin' ny tavan' ny tafon-trano mba hiarovana azy, hatreny amin' ny tapenaka ka hatrety ambany [1.1] | |
Tovy hevitra | sokina | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny sokona io | |
Fivaditsoratra | kosona, sokona |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |