Teny iditra sokosoko (soko)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   fandehanana moramora mba hisambotra [Antesaka] [Rakotosaona 1972]
Dikanteny anglisy   the act of approaching stealthily [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   action de s'approcher doucement [Hallanger 1974]
Fitovian-keviteny   soko

Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23