Teny iditra sola
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Mangadihady, tsy misy volo: Sola sahady ny lohan' i Zoky
¶ Manana loha tsy misy volo: Ingahibe sola
¶ Malamalama: Efa sola izany kodiaran' ny fiaranao izany [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy bald [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay chauve [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra Lehilahy lehibe, fohifohy, somary sola loha, no nitarika ny rehetra. [Andraina: Mitaraina, takila 189]
Teny nalaina 

Teny iditra sola
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy  [Tanosy] mirodana [Rakotosaona 1972]
Sampanteny 

2013/06/13