Teny iditra solaitra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Karazam-bato voavoatra hanoratana na hatao tafontrano: Mbola manoratra amin' ny solaitra Ibalita [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a slate for writing [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay ardoise d'écolier [Hallanger 1974]
Famaritana frantsay ardoise [SLP: Voambolana]
Voambolana 
Ny fihaviany Anglisy: slate.
Kamban-teny, lohateny, anarana 

2013/03/07