Teny iditra solana (sola)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Atao mangadihady tsy misy volo: Solana ny lohan' ny relijiozy lahy sasantsasany
Esorina ny tendrony [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : solana, solako, solanao, solany, solantsika, solanay, solanareo, solan', solan-, solam-, sola-
Ny lasa : nosolana, nosolako, nosolanao, nosolany, nosolantsika, nosolanay, nosolanareo, nosolan', nosolan-, nosolam-, nosola-
Ny hoavy : hosolana, hosolako, hosolanao, hosolany, hosolantsika, hosolanay, hosolanareo, hosolan', hosolan-, hosolam-, hosola-
Filaza mandidy : solao, solay
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20