Teny iditra solatra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Tany mandry soroka, misolampilampy
¶ Fikapana na fandidiana zavatra izay misy ilany kely miala [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

Teny iditra solatra
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Tifitra [Rajemisa 1985]
Kamban-teny, lohateny, anarana 

2013/06/13