Teny iditra solelaka (lelaka (lela))
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy Marivo aty, saliaka [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay large, qui s'étend comme l'escargot [Abinal 1888]
Sampanteny 

Teny iditra solelaka (lelaka (lela))
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fivelarana ary fisokafana
¶ Tambitamby sy kolikoly atao mba hahafaly lehibe na dia tsy mendrika aza [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay action de s'étendre
¶ figuré: cajoleries basses [Abinal 1888]

2012/09/27