Teny iditra solifara
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Zavatra any anaty tany, vonivony, ary mirehitra, mazàna atao famonoana mikraoby [Rajemisa 1985]
 singa simika [SLP 1986]
Famaritana anglisy sulfur [3.1]
Famaritana frantsay souffre [SLP 1986]
Voambolana 
Ny fihaviany Anglisy: sulfur.
Mpanahaka  S
Ohatra Solifara, hono, no anaran' ireny zavatra nodorana ireny. [Andraina: Mitaraina, takila 83]

2012/09/27