Teny iditra solika
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Bezanozano] menaka [Rakotosaona 1972]
 Menaka avy amin' ny tongotr' omby
¶ Entina milaza ny fandihin' ny tandrimo na sangodina izay mijoro tsara tsy mihetsika eo ampandihizana
¶ Kolikoly enti-mamitaka [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy oil [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay huile [Hallanger 1974]
Sampanteny 
Ohatra Notsofina ilay jiro solika ka haizina iray ihany no itambaran' ny ety ivelany sy ny aty trano. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 21]
Teny nalaina 

2012/09/27