Teny iditra solila
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Karazan' ahitra mani-pofona misy voniny [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   mint [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   menthe [Hallanger 1974, Rakotonaivo 1993]
Ohatra  
1Fomban' ny Vazaha kosa ny fanaovana dite ny solila. [Profita: Ranary, takila 111]
2Loza ho anareo, ry mpanora-dalàna sy Farisiana mpihatsaravelatsihy, fa ny ampahafolon' ny solila sy ny aneta ary ny komina aloanareo; [Baiboly: 47.23.23]
Voambolana  

Teny iditra solila
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Karazan-dinta lehibe [Rajemisa 1985]
Voambolana  

Teny iditra solila
Sokajin-teny   anarana na mpamaritra
Famaritana malagasy   Ilay fisompiranan' ny rindrina somary mi [...]
¶ Misompirana, misobilatra: Fandraka so [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Sampanteny  

Nohavaozina tamin' ny 2017/01/23