Teny iditra | solitany (solika, tany) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | Ilo avy any anaty tany, izay manan-toetra manokana mety mirehitra ka ampiasaina anaovana jiro, fa indrindra akana lasantsy. (Ny solitany dia manana fofona azy manokana ary maivana kokoa noho ny rano ka mitsinkafona rafla miaraka aminy) [Rajemisa 1985] | |
Fandikana anglisy | kerosene, paraffin oil [Hallanger 1973] | |
Fandikana frantsay | pétrole [Hallanger 1974] | |
Voambolana | Simia | |
Ohatra | Tsy hita teo an-toerana ny sira, ny siramamy, ny savony, ny solitany, ny sigara, ny kahie, ny lamba. [Andraina: Mitaraina, takila 114] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |