Teny iditra soloana (solo)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Ovana hafa: Soloy ity penina ity fa mandrangotra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be replaced [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on remplace [1.3, 1.8]
Ohatra 
1Nefa azo soloana izy ireo. [2.270]
2Ny amin' ny kamboty, angaha, azo soloana. [2.270]
3Tsotra daholo moa ny olona, ka soloana hira hafa ilay voatonona teo. [2.356]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : soloana, soloako, soloanao, soloany, soloantsika, soloanay, soloanareo, soloan', soloan-, soloam-, soloa-
Ny lasa : nosoloana, nosoloako, nosoloanao, nosoloany, nosoloantsika, nosoloanay, nosoloanareo, nosoloan', nosoloan-, nosoloam-, nosoloa-
Ny hoavy : hosoloana, hosoloako, hosoloanao, hosoloany, hosoloantsika, hosoloanay, hosoloanareo, hosoloan', hosoloan-, hosoloam-, hosoloa-
Filaza mandidy : soloy
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20