Teny iditra solofo (solo, ofo)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Dimbin-javamaniry mitsiry eo akaikin-dreniny; taroka zavamaniry mitsiry eo amin' ny faka na voditronga indray [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy a sprout from a stump or a tree [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay pousse, bourgeon [Hallanger 1974]
  [Merina] (de solo : le remplaçant ; et ofo : changement de couleur). Gourmands, rejets vigoureux partant d'une souche recépée. Malzac donne deux sens (1) Rejetons qui poussent de la souche d'un arbre ; (2) « regain ». [Boiteau 1997]
Voambolana 

Teny iditra solofo (solo, ofo)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ny taranaka mandimby: Ireo solofo amam-para [Rajemisa 1985]
 dimby sy fara, taranaka [SLP 1986]
Fanazavàna teny anglisy a descendant; an heir [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay descendant, héritier [Hallanger 1974]
 progéniture, rejeton [SLP 1986]
Voambolana 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra Tsy ela dia tonga handravaka ny volan-tanteliny ny solofo aman-para. [Andriamalala: Vohitry]

Nohavaozina tamin' ny 2021/11/15