Teny iditra solohoho
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Lamba na hoditra afono ny rantsana na ny tanana mba hiaro tsy haratra rehefa maka vilona na mijinja vary
Mitovy hevitra: arorantsana ~ efi-tanana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31