Teny iditra solombava
Singan-teny solo ; vava
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy A representative, a deputy, any one who transacts business for another [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Un envoyé, un représentant du souverain ou du peuple [1.3]
Ohatra ary ny any ivelany Merina tsy miakatra, fa ny komandim-bohitra solombavan' andriana no tompo nome' ny azy. [2.48]
Kamban-teny 
Mpanahaka  mpisolovava ~ solo vava
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/08