Teny iditra | solombavambahoaka | |
Singan-teny | solombava ; vahoaka | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Olona fidin' ny vahoaka hisolo azy na hitondra ny teniny ao amin' ny Antenimieram-pirenena [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | A deputy, a member of parliament [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Député, membre de l'Assemblée Nationale [1.8] | |
Député [1.5] | ||
Ohatra | Niaraka tamin' izany, natao ny fifidianana solombavam-bahoaka teto Madagasikara.
[2.472] | |
Voambolana | Pôlitika | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/11 |