Teny iditra solotika
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Maloto mitsaporetika (fiteny indrindra amin' ny tarehy): Solotika erỳ ny endrik' ity zanakao fa mba koseho rano kely
¶ Misy tsikoko misotetika miaraka amin' ny menaka [Rajemisa 1985]
Sampanteny 

2012/09/27