Teny iditra | solovaika | |
Singan-teny | solo ; vaika | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Olona na zavatra asolo hafa hoenti-mamitaka Olona misolo olonkafa izay tsy mety na tsy afaka hanao sonia taratasim-panekena iray [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Individu ou objet qu’on substitue par fraude à un autre, un prête-nom [1.3] | |
Fivaditsoratra | solovaika, voasolika |
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/08 |