Teny iditra soma
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taisaka] sangisangy amin'ny tanana [Rakotosaona 1972]
   [Sihanaka] lalao [Rakotosaona 1972]
   [Tanala] sangisangy, lalao, kilalao [Rakotosaona 1972]
   lalao, fisa [SLP: Voambolana]
Famaritana frantsay   jeu [SLP: Voambolana]

Teny iditra soma
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   [Taisaka] safosafo [Rakotosaona 1972]

Teny iditra soma~
Sokajin-teny   tovona [Teny amin' ny soma~]
Famaritana frantsay   préfixe quelquefois ajouté devant une racine primitive [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2017/06/30