Teny iditra somalianina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Somalia, silany avaratra atsinanan' i Afrika
Momba an' i Somalia, an' i Somalia na avy any Somalia: Omby sy ondry no antom-piveloman' ny mponina somalianina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Somalian [3.1]
Fanazavàna teny frantsay Somalien, somalienne [3.1]
Voambolana 
Ny fihaviany Frantsay: somalien.
Mpanahaka  Somalia

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31