Teny iditra somatrotroka
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Misy votrovotro betsaka amin' ny hoditra, indrindra fa eny amin' ny endrika: Asa na nokekerin' ny biby ny tarehiny fa somatrotroka tampoka
Mitatao rahona, na entina hilazana volon' andro izany, na hilazana ny toetran' ny andro aorian' ny fiavian' ny orana, nefa ny rahona mbola manamaizimaizina ny lanitra [1.1]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31