Teny iditra soma
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] Sangisangy amin'ny tanana [1.78]
  [Sihanaka] Lalao [1.78]
  [Tanala] Sangisangy, lalao, kilalao [1.78]
 Lalao, fisa [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Jeu [1.13]
Kamban-teny 

Teny iditra soma
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] Safosafo [1.78]

Teny iditra soma~
Sokajin-teny tovona [Teny amin' ny soma~]
Fanazavàna teny frantsay Préfixe quelquefois ajouté devant une racine primitive [1.3]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31