Teny iditra sombina
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy ilany kely bitika: Omeo sombiny kely amin' iny mofo iny ity zaza ity fa mahasosotra loatra ny fitomaniany [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay une parcelle, un fragment, une miette [Abinal 1888]
Sampanteny 
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

Teny iditra sombina
Sokajin-teny mpamaritra
Famaritana malagasy nobangaina, nakana silany, nahasimahana: Mofo efa sombina io ka tsy tiako [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay ébréché, dont on a enlevé un morceau [Abinal 1888]
Kamban-teny, lohateny, anarana 

2015/11/28