Teny iditra sombinana (sombina)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Akana, analana ilany kely: Sombino io hena io
Roritina, sintonina: Nosombinakony sofin' ilay zazalahy nandainga [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : sombinana, sombinako, sombinanao, sombinany, sombinantsika, sombinanay, sombinanareo, sombinan', sombinan-, sombinam-, sombina-
Ny lasa : nosombinana, nosombinako, nosombinanao, nosombinany, nosombinantsika, nosombinanay, nosombinanareo, nosombinan', nosombinan-, nosombinam-, nosombina-
Ny hoavy : hosombinana, hosombinako, hosombinanao, hosombinany, hosombinantsika, hosombinanay, hosombinanareo, hosombinan', hosombinan-, hosombinam-, hosombina-
Filaza mandidy : sombino

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20