Teny iditra sominda (sinda)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanapahan-tendam-biby hovonoina [Rajemisa 1985]
Sampanteny 
Teny nalaina 

Teny iditra sominda
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Aretina mivonto izay mandoaka ny traotraoka ka mahafaty haingana [Rajemisa 1985]
Voambolana 

2012/09/27