Teny iditra somisika (sisika)
Sokajin-teny anarana na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Hazo na tsilo tafiditra ao anaty: Misy somisika amin' ny fanondroko havia
Misy hazo na tsilo tafiditra ao anaty hoho: Somisika ny fanondroko havia [1.1]
 Sila-java-maranitra tafiditra anatin'ny hoditra [1.13]
Fanazavàna teny frantsay écharde [1.13]
Ohatra Raha nidiran' ny somisika ny tanana na nisy rantsana iray toro, eny am-pandehanana ihany no manatsoaka ilay somika na mitsentsitra ilay voatoro. [2.472]
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31