Teny iditra somondrara
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   tovovavy, zazavavy salasalany na vantony: Somondrara tsy indroe misandratre vehivavy mbola tsy niteraka na mbola tsy tolonono [Tanala] [Rakotosaona 1972]
   zatovo vavy [Tanosy] [Rakotosaona 1972]
   Enti-milaza zazavavy mihalehibe hita ami [...] [tohiny Rajemisa 1985]
   tovovavy masaka ho amin'ny fanambadiana [SLP: Voambolana]
Dikanteny frantsay   adolescente [SLP: Voambolana]
Teny nalaina  

Teny iditra somondrara
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   nono [Antesaka] [Rakotosaona 1972]
   nonon-jazavavy [Sihanaka] [Rakotosaona 1972]

Nohavaozina tamin' ny 2010/12/16